tsy mazava ny fanazavana, tsy hitako izay ifandraisany hoe ny tapany ihany no mikobana amin'io ohabolana io
rakotomahenina76 (
24/09/2006 10:24)
Matetika rehefa misy fandresena (succès) azon'ny olona iray dia ny manodidina azy no tena mihambo azy sy mirehareha noho izany fa tsy ny tompony loatra. toy ny hoe "ny tapany ihany no mikobana"
Hevitra mandeha