Doradora-vava any ivelany fa atao olo-moana ao an-trano

Nampidirin'i : zndriana
Sokajy :
Vava, Sokajy rehetra,

Hevitra mandeha

zndriana (23/10/2006 17:31:59)

doradora vava: mantsam-bava, petsam-bava, mantavava
Izany hoe, olona mantavava ivelan'ny trano fa mangina mody anjely rehefa an-trano

Hametraka hevitra

Midira aloha