Manao ho akan'ny alina, ka misavily sandry maizim-bolana.
latina 29/01/2007 11:38
Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)
Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.
Mitovy
niryna -
09/11/2007 20:19
