Valala ela nanidinana folak'elatra: raha mahafoy ahy mba foiko
Sokajy: fisarahana
latina 06/02/2007 08:37

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 98% itaramasoandro - 29/09/2011 23:48

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

latina ( 14/02/2007 13:56)
vavan'ny mpivady efa samy leo ka eo an-dalam-pisarahana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443