Matahotra ny hisaorana ianao ka mitady ny fanotrehan'atody

Nampidirin'i : latina

Hevitra mandeha

latina (14/02/2007 14:55:40)

entina ilazana ireo vehivavy matahotra ny hisaoram-bady dia miezaka ny ho ilain-drangahy be ao an-tokatrano.

Hametraka hevitra

Midira aloha