aza lozabe manan'anaka sao tsy manan-dray ny zaza.

Nampidirin'i : latina

Hevitra mandeha

latina (14/02/2007 14:52:54)

Entina hampitandremana ireo vehivavy bevohoka ratsiana miady sy mila vaniny amin'ny vadiny, sao dia ho leo alohan'ny hahaterahan'ny zaza rangahy dia hisaorany eo. Tsy hanandray intsony ny zaza amin'izay rehefa teraka eo.

Hametraka hevitra

Midira aloha