Raha fanambadian-tsy ho vanona, aleo mody hamelon-jaza

Nampidirin'i : latina

Hevitra mandeha

latina (14/02/2007 14:50:57)

Entina ilazana ireo lehilahy nanambady faharoa, mikorontana tokan-trano , dia aleo kokoa mody any amin'ilay vady voalohany efa niterahana mba hamelona azy ireo

Hametraka hevitra

Midira aloha