midika hoe ny fitiavana dia tsy azo atao kilalao, fa rehefa tia dia tokony hotiavina h@ farany ilay olona izay miaraka @nao fa tsy ariana eny atenatenany eny indrindra fa ireo lehilahy manary zanaka, ary farany asio tanjona ny fiarahana @man'olona eny fa na dia sipa aza satria mety hanimbana anao izany fiarahanareo izany.
Hevitra mandeha