zaza naterako androany ka ny ao am-pony hafa ny ato am-poko hafa

Nampidirin'i : ikoto

Hevitra mandeha

ikoto (27/04/2007 13:07:07)

manana ny maha izy azy daholo ny tsirairay, na di any zaza vao teraka aza dia manana ny mampiavaka azy.Izay fahasamihafana mifameno izay no manome tontolo tongalafatra

Hametraka hevitra

Midira aloha