Ny tarehy no andRahiratra, fa ny vintana andRatsitamoraina
Sokajy: tarehy
aivetinakely 27/04/2007 21:22

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

aivetinakely ( 27/04/2007 21:34)
Ny tsara tarehy rehetra dia tsy voatery hanana vintana , ary ny manam-bitana rehetra mety tsy ho tsara tarehy fa samy manana ny tandrifiny .Ao ny manam-bitana ,ao ny manana hatsaran-tarehy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0221