Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aleo mitekoteko ho avy toy izay mamokopoko ho folaka
aivetinakely 28/04/2007 08:05
Commentaires en cours
Dikany :Aleo mandeha moramora fa tonga amin'ny tanjona ihany amin'ny farany toy izay manao dingan-dava nefa tsy mampisasa-dalana akory de tapa-tongotra .