Saho-bakàka mamangy sahona ka ny vangina diry, ny mpamangy diry.

Nampidirin'i : aivetinakely

Hevitra mandeha

aivetinakely (03/05/2007 22:04:10)

Ny sahona sy ny saho-bakàka mifamangy de samy tsy miteny fa ny masony foana no midiridiry .

Hametraka hevitra

Midira aloha