Raha vazo mitovy, aza mita lohasaha.
aivetinakely 12/05/2007 16:48

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

aivetinakely ( 12/05/2007 16:53)
Rehefa hitady vady ho an-janany ny ray aman-dreny ka misy zazavavy ao amin'ny iray fianakaviana ,na iray tanĂ na aminy dia tsy mitady hafa intsony izy fa izay akaiky no alaina ho vinanto , tsy mita lohasaha intsony izy amin'izay .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0956