Aza miriorio amin-karona fa ny taina-omby ao ambala.
aivetinakely 12/05/2007 16:49

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

aivetinakely ( 12/05/2007 16:56)
Raha misy mana-jazavavy afaka ampivadina amin'ny tovolahy iray mitady vady , dia , dia manoro hevitra an-kolaka ny maro hoe " aza mandeha any ankafa intsony fa efa misy ato antrano " .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0499