Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra, toy izay hena kisoa arahin-dromoromo.
aivetinakely 12/05/2007 17:32
Hevitra mandeha
Tiana holazaina eto dia aleo mionona amin'izay kely ananana toy izay miaina amin'ny hafa
Mifandraika amin'io ny hoe ny nifindrahalahy tsy ho nifinao izany hoe ny harenan'ny havanao tsy anao