Ny mpfàna na tera-bao rehefa anontaniana de mamaly lava hoe "tsara , na salama" .Misy maharary azy anefa izy dia ny fitohizan'ny fanaintainana , io no antsoina hoe PIA .Aretin'ny mpifàna ny pia ary tsy isaina ho aretina intsony .Izany no antony amaliany hoe "tsaramadina rehefa anontaniana izy .
Hevitra mandeha