Mpiandry omby volavita, tsy tompony fa mpamerin-doha.
aivetinakely 21/05/2007 19:37

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

aivetinakely ( 21/05/2007 19:39)
Ny omby volavita fahiny dia an'ny MPANJAKA ihany , ka raha misy omby teraka ka volavita ny volony de tsy an'ny tompony io fa an'ny mpanjaka ka ateriny any amin'ny andro voataokana hanaterana izany ho an'ny mpanjaka .Mpamerin-doha ihany na koa hoe mpiambina ihany ilay tompon'ny reniomby.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0692