Antananarivo no tsara trano ka i vakiniadiana no sola vantony
rtol 21/08/2007 06:09

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

hery ( 09/05/2015 05:56)
Fanazavana azoko: taloha hono any Vakiniadianano maka hazo hanamboarana trano ao Iarivo. Dia sola daholo ny ankamaroan'ny olona amin'ilay miloloha mitaona hazo.
Ny heviny izany dia milaza ireo olona miady mafy ho an'ny hafa :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1468