Ny fahoriana dia andriko ihany fa ny mpamendrofendro no tsy tantiko.
sylvoalias 20/11/2007 16:51

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

sylvoalias ( 21/11/2007 07:08)
Miala tsiny @ le hadisoana kely,:"Ny fahoriana dia aritro ihany,fa ny mpamendrofendro no tsy tantiko(na tsy zakako)"
Amin'ny andro mahory dia satry ny tokoa ny tsy ho irery ka manana olona akaiky hiankinan-doha,nefa kosa arakarak'izay maha be isa ny olona mpanotrona mpitsapa alahelo no vao maika koa mampitombo sy maha be ny alahelo izay mampivonto fo ary mampidina tanteraka ny moralyn'ilay olona manamanjo.(crise d'angoisse)...Misy mahatsara azy matetika raha avela haka saina mangina ilay olona,tsy tabatabaina,...Na dia izany aza anefa tsapany ihany fa tsy irery izy @ ilay fahoriana mahazo azy...
Ravelotsalama.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723