Sola tsy noratraina, hono, ny akanga, menaloha tsy voadidy ny akoholahy, ary ny tandroka tsy niala tamin'ny loha omby, tsy takaitra fa voajanahary.
Sokajy: akanga
aivetinakely 07/12/2007 16:01

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

sylvoalias ( 27/05/2013 07:02)
Misaotra e Rannna fa laky'izay de ampy....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.176