Rafotsibe naka erana, ny tsy hahazo ahina, ny tsy hahazaka ahina

Nampidirin'i : zanakantitra

Hevitra mandeha

zanakantitra (14/12/2007 14:58:12)

Sendra toejavatra manahirana eo amin'ny zavtra atao , mety ho tanteraka ny zavatra kasaina nefa mety tsy ho tanteraka Na ho tantaraka aza anefa toa tsy ho tontosa hatramin'ny farany

Hametraka hevitra

Midira aloha