Rafozam-bavy tanora(sady manja), ka rehefa eo ny zanany neny no anarany, rehefa tsy eo kosa ny zanany manala sorisory.
Sokajy: rafozana
sylvoalias 17/12/2007 11:14

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

sylvoalias ( 24/12/2007 11:36)
"rehefa eo i madama(ny vadiny),neny o,neny o!rehefa tsy eo kosa rafotsy dia hoe:"Kitakitano ry neny fa lasa niantsena i Kalamavo"...
Hmmm!!!
sylvoalias ( 24/12/2007 10:05)
Na hoe :"rafozambavy tsara tarehy ka sady reny no vady"...Tandremo anefa sao sirik'i madama....!!fa de...hmmm??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0631