Jambam-pitiavana toy ny sahona nanambady bibilava ka tsy mihevitra ny rahampitso.

Nampidirin'i : sylvoalias

Hevitra mandeha

mitsangana (28/02/2008 17:09:46)

Ny bibilava dia ireo janga ka izay manambady azy dia horitra ny fananany

Hametraka hevitra

Midira aloha