Be adala toa reny akoho.

Nampidirin'i : sylvoalias

Hevitra mandeha

sylvoalias (30/01/2008 08:44:35)

Reny akoho(Maman-poule) tokony hananatra ny kilonga tsy hanilika sy hanaparita-pako sy hitsaingoka maloto indray no mitarika sy manoro ny ankizy ny fomba sy fanao hahamora izany.Ray amandreny manoro ratsy ny zanany.

Hametraka hevitra

Midira aloha