Somonga somonga fa tsongo la ta ky maharary
Sokajy: vezo
sylvoalias 04/02/2008 21:32

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

sylvoalias ( 05/05/2013 06:22)
Entina manambara ireo sangy mihoatra ny loha,..sy ny zavatra tafahoatra ny faritrin'ny faharetana.
Na tiana aza hono ny zanaka kanefa rehefa manaiki-nono akifika.
Izany hoe misy foana ny faritra azo iaretana,sy ny marimaritra iraisana izay azo ihafiana ary tsy manelingelina ny fiainana sy ny fiarahamonina...
S.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0184