Malaza ho setroka nefa tsy mihoa-bovonana !

Nampidirin'i : ontsy

Hevitra mandeha

ontsy (15/05/2008 13:02:52)

Miseho ho tahaka ny setroka kanefa ny vovonana aza tsy tafahoatra akory.

Hametraka hevitra

Midira aloha