Miambovona tahaka ny vehivavy vita fomba, ka manadino ny adidy miandry.

Nampidirin'i : aivetinakely
Sokajy :
vady, Sokajy rehetra,

Hevitra mandeha

hery (12/08/2019 16:46:58)

Miambovona: Mirehareha, mieboebo.
Ilay vehivavy vita fomba, vita vodiondry, dia mieritreritra fa efa tafita ka adinony fa adidy be no mbola miandry azy.

Hametraka hevitra

Midira aloha