Aza mitsako alohan`ny vazana
josiah 03/08/2009 17:10

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Mitovy Aimpo - 26/11/2024 16:47 Tsy mivoaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

MAMAMI ( 12/08/2009 08:50)
Marina ny an'i Josiah, amin'io ohabolana io nefa koa na hanaja olon-dehibe fahazato eo aza ianao tsy misy manaja raha tsy manaja ny tenanao. Tokony hanaja tena aloha voalohany mba hanajan'ny olona anao amin'izay mandeha ho azy ny afara rehetra satria mahazo vahana ny FIFANAJAN
josiah ( 03/08/2009 17:10)
Ny olon-dehibe foana aloha no tokony hajaina de manaraka ho azy ny zvt rht
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4766