Kely ila nangala-badin'olona, nahazo ihany fa tsy afaka nitsoaka.
Sokajy: vady
andokely 13/10/2009 09:34

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 98% Andokely - 06/02/2014 12:55 Tsy mivoaka

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4161