Sanganehana ohatra ny ondry sangian'alika.
Sokajy: biby
soanja 02/09/2010 04:49

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

sylvoalias ( 22/03/2013 08:08)
Ondry bobo fanenjik'amboa.....???,, Hihihihi
"Veloma lava ry alika fa naniry tandroka ny ondry bobo....! "
sylvoalias ( 18/03/2013 07:55)
Ity indray no tsy mbola fantatro....Manja!
misaotra e ... :-))
S.
soanja ( 02/09/2010 04:50)
Ondry bobo fanenjik'amboa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.077