Ratsy tarehy maka vady ka ny anaran-dray no enti-mangataka

Nampidirin'i : kiriah
Sokajy :
vady, Sokajy rehetra,

Hevitra mandeha

kiriah (07/09/2010 21:12:01)

matetika tokoa ny tanora ankehitriny no tsy mijery ny tena fitiavana intsony fa faly fotsiny ny hoe : ZANA-DRAKOTO na ZANA-DRABE, matin-kaja sy voninahitra

Hametraka hevitra

Midira aloha