Mpangalatra tsy azo, olo-marina.
Sokajy: mpangalatra
soanja 08/09/2010 09:08

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

soanja ( 08/09/2010 09:09)
hummm, ahoana ny hevitrareo amin'io? ekena ve? tsia hoy aho :) Ny hevitry ny Ntaolo dia hoe raha mbola tsy tratra izy dia mbola mitovy zo amin'ny rehetra satria ahiahy no betsaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.08