Fadin'ny tanora ny mamboly voara fa mahafolaka an-datony.

Nampidirin'i : soanja

Hevitra mandeha

soanja (09/09/2010 04:33:42)

Hazo ela sy maharitra ny voara ka ny olombelona namboly azy kosa hofaty alohany.

Hametraka hevitra

Midira aloha