Lamba rongony fahan-kafotra ka isalakana, manaiki-balahana; itafiana, asampina vao miporotsaka.
Sokajy: lamba - rongony
soanja 09/09/2010 02:41

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

soanja ( 09/09/2010 02:42)
Manalasala be izay atao rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1647