Mangahazo mangidy malemy, ka hanina amin'ny lemim-panahiny.
soanja 09/09/2010 03:39

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

hery ( 13/09/2010 15:46)
io ilay hoe revena manja lolll
soanja ( 09/09/2010 03:40)
Fitenin'ilay olon-tiako rehefa avy mahandro :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3472