Aleo ho tsara laza toy izay ho be harena, Ary tsara ny fitia noho ny volafotsy sy ny volamena.
andrebabe 17/09/2010 05:48

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

andrebabe ( 17/09/2010 05:50)
Tsara ny harena tsy hita maso noho ny harena hita maso ,mora levona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4141