Tsy mahafoy kirobo hamidy gadra, ka very telo-polo.

Nampidirin'i : soanja

Hevitra mandeha

soanja (22/09/2010 04:08:13)

Telo-polo na 30 piastres eo ho eo no vidin'andevo iray tamin'izany fotoana izany.

Hametraka hevitra

Midira aloha