Maina tsy azo diasana hoatra ny fia-parin'andevolahy.

Nampidirin'i : soanja
Sokajy :
fary, Sokajy rehetra,

Hevitra mandeha

soanja (22/09/2010 04:21:22)

Sakafo hanin'ilay olona dia tsy azo ianteherana intsony fa tena lany tokoa.

Hametraka hevitra

Midira aloha