Hovalahy mibaby andriana, ka misolo ny entan'ny Manendy.

Nampidirin'i : soanja

Hevitra mandeha

soanja (22/09/2010 04:34:26)

Ny Manendy dia sokajin'olona tao an-dapa izay nasaina nilanja olona talohan'ny fisian'ny filanjana.

Hametraka hevitra

Midira aloha