Manehin-drano: arakaraka an-tagnana; manehim-pagnahy: fagnahy zahana. (Ohabolana BETSIMISARAKA)

Nampidirin'i : soanja

Hevitra mandeha

soanja (25/09/2010 15:38:15)

Raha mitsapa rano: hazo lava raisina, fa raha mitady fahendrena kosa dia ny fanahy no jerena.

Hametraka hevitra

Midira aloha