Raha tsy manana fahendrena ny mpitondra dia hijaly ny firenena,fa raha ny mpanolon-tsaina kosa no tsara dia ho afaka ny tahotra

Nampidirin'i : niryna

Hevitra mandeha

niryna (04/10/2010 05:06:09)

Izany ve? izaho koa manao izany indraindray indrindra ireo ohabolana omen'ny sasany.
Andramo haverimberina anie ilay izy raha tsy ho azonao e,izay no fanaovako ny ahy ,asa aloha fa samy manana ny heviny .Misaotra anao kabary a

Hametraka hevitra

Midira aloha