Rom-boay: izay mahasahy homana. (Ohabolana BETSIMISARAKA)
Sokajy: voay - sakafo
soanja 04/10/2010 11:17

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

soanja ( 04/10/2010 11:18)
Nihinam-boay ny olona tamin'izany fotoana izany nefa koa misy matahotra ny ho tohiny satria nisy koa ny nino fa manangatra ny voay ka izay manisy ratsy azy dia lasa ratsy vintana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1989