Vano ambalam-parihy, ihany mantsy aho, ka raha tazinina toa avo dingana, hatonina kely fingotra.
Sokajy: vano - vorona - farihy - fanetretena
soanja 08/10/2010 04:53

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092