Be famangitra toa rambon'osy, ny lanitra tsy hianjera no tohanana, fa ny fitombenana lanin'ny moka tsy tsaroana.
romanzo 06/05/2011 05:43

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

romanzo ( 06/05/2011 05:47)
itenenana ireo olona te hanao zavatra maro, nefa ny telo aloha tsy vita akory dia midongy hanao zavatra hafa indray. Satria raha mijery isika ny rambon'osy dia somary miakatra kely manondro miaka ambony, fa tsy toy ny rambon'ny biby rehetra midina....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0776