aza manao masoandro avy atsinana ka ny avo ihany no taingenana; fa manaova masoandro avy andrefana ka izay mivoha tsidihana avokoa.

Nampidirin'i : itaramasoandro
Sokajy :
fomba, Sokajy rehetra,

Hevitra mandeha

itaramasoandro (25/09/2011 16:00:45)

mankalaza ny fihavanan'ny malagasy, ny fitsinjovany ireo mpiara-belona aminy ary maneho ny fomban-drazany manorona ny varavaran'ny ankaniny hivoha sy handray ny hahazavan'ny masoandro avy andrefana, mafana sy maharitra.

Hametraka hevitra

Midira aloha