ny saina toy ny havitra: koa raha tsotra loatra, tsy mitondra; ary raha melo-doatra, mipaoka izay tsy hopaohina.
itaramasoandro 25/09/2011 14:05

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

itaramasoandro ( 25/09/2011 14:09)
ny fahaizana mandajalanja ny hatao fa tsy mandaitra ny safidy mifandripaka toa ny maningotra ny tena na ny maningotra ny sasany.

misy ohabolana milaza io hevitra io koa ary mampitaha ny hevitra @ ketsa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0472