angamenavava ka samy mitsilo ny alehany.

Hevitra mandeha

itaramasoandro (30/09/2011 00:55:14)

indreto misy ohabolana vitsivitsy maneo mazava sy mahafinaritra ny fahendren'ny malagasy, ny fitiavany misafidy fa tsy mionona manaiky fahatany izay lahatra na anjara, eny hatr@ mitsikera ny razana aza rehefa tsy mifanaraka @ sitraponin'ny olona mbola velon'aina.

everiko fa tsy mino ny lahatra sy anjara ny gasy fa mino ny safidy manoloana azy.

Hametraka hevitra

Midira aloha