sitry mahay vato, osy mahay harana.

Nampidirin'i : itaramasoandro

Hevitra mandeha

Jeannot_ludger (26/06/2019 01:32:15)

tafita vao kely toy ny zana-balala satria aotrika tsy hotronon-dreny ary foy tsy tarihan-dray ohabolan'i FISAKANA

Jeannot_ludger (26/06/2019 01:14:13)

Ny tina meva fa ny hala boketra ohabolan'i FISAKANA

Hametraka hevitra

Midira aloha