Rafotsibe lavo an-tanimena ka tsy te hierika ran-kena
LemenaTsiAfo 24/07/2012 06:31

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

aivetinakely ( 19/10/2012 09:03)
Ho an'i Talval: ho valin'ny ohabolana hoe: " Teny atsipin'ny manam-panahy, raisin'ny mpahalala" araka ny fahaizako azy an! ny hoe : manam-panahy de olona mamy hoditra @ maro, manana ny fahendrena sy ny fomba fitaizany mahomby, ary izay efa ela nihainoana azy avy hatrany de mahafantatra ny tiany hambara , izany hoe tsy milaza hevitra feno intsony izy fa anjaran'ny mpihaino ny mandinika sy manakatra ny tapany sy dikany miafina.
Ny mpahalala indray an de olona feno fahalalana ny hevi-dalina ifotoran'ny fomba fiteny, anisan'ny mpamorona koa aza , ka tsy mila mandinika lavitra izy fa marani-tsaina ka avy de mahatakatra ny tian-kambara. Izany hoe : voarainy avy hatrany ny tian-kambara na @ teny na fihetsika.
Izay no mba fahalalàko kely ry Talval ô ka asa raha hahafa-po anao .
Mirary soa ê
aivetinakely ( 19/10/2012 09:03)
Ho an'i Talval: ho valin'ny ohabolana hoe: " tTeny atsipin'ny manam-panahy, raisin'ny mpahalala" araka ny fahaizako azy an! ny hoe : manam-panahy de olona mamy hoditra @ maro, manana ny fahendrena sy ny fomba fitaizany mahomby, ary izay efa ela nihainoana azy avy hatrany de mahafantatra ny tiany hambara , izany hoe tsy milaza hevitra feno intsony izy fa anjaran'ny mpihaino ny mandinika sy manakatra ny tapany sy dikany miafina.
Ny mpahalala indray an de olona feno fahalalana ny hevi-dalina ifotoran'ny fomba fiteny, anisan'ny mpamorona koa aza , ka tsy mila mandinika lavitra izy fa marani-tsaina ka avy de mahatakatra ny tian-kambara. Izany hoe : voarainy avy hatrany ny tian-kambara na @ teny na fihetsika.
Izay no mba fahalalàko kely ry Talval ô ka asa raha hahafa-po anao .
Mirary soa ê
talval ( 03/10/2012 12:11)
Inona no tena hevitr'ilay hoe "teny atsipin'ny manam-panahy, raisin'ny mpahalala?" Inona no dikan'ilay hoe "manam-panahy"? ary iza no "mpahalala"? Tena tsara raha misy afaka mivaofy an'io. Misaotra mialoha.
LemenaTsiAfo ( 24/07/2012 06:33)
Raha any Besarety ve no voadonan'ny fiara de any Tanjombato vao hanao costat.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0326