Akoho mihehy tany, tsy haitraitra fa famerena-trosa.

Nampidirin'i : aivetinakely
Sokajy :
akoho, Sokajy rehetra,

Hevitra mandeha

aivetinakely (05/10/2012 07:37:01)

Araka ny lovan-tsofina de noho ny akoho nanary ny fanjaitran'ny mpampango no antony itadiavany azy ao anaty tany isan'andro.

Hametraka hevitra

Midira aloha